- Faly be aho akia izany ! Hihihi🥰
- Fa misy inona akia ?
- Haindry i Mathieu ? Ilay bandy avy any amin'ny « ville » iny ? Ilay manao vacances mipetraka atsy andrefa-trano e
Miaraka amiko anie izy iny izao e ! Hihihi🥰
- Izany an !😱
- Eny akia a, nangataka RS tamiko izy fa tena tia ahy hono ary za irery hono no tena tiny dia nomeko azy ny fahadiovako satria izaho koa ny vehivavy niaraka natory taminy voalohany ! 😍😍😍
- Dain ! Jiolahimboto bé iny vé ?🤧 Iza no sipa tsy kotikotin'iny eto.
- Marina e ! 🥰🥰😍🤩
- Fa....Ahoana koa aloha no anaovandry azy fa indry no vehivavy niaraka taminy voalohany e ? Nefa araky ny henoko efa betsaka ny sipa niarahan'iny natory teto Zay a😏
- Ka mbola mifono « sachet » akia ny azy tamin’izahay niaraka tamin’ny omaly hariva a !
-Fa mifono « sachet » ahoana koa akia?
-Tena mbola misy fonony tsara mihitsy e, « sachet »malamalama izay🥰🥰 Izaho mihitsy aza no nanala ny « sachet » tamin'ny azy rehefa vita ny nataonay🥰
- Nampiasa préservatif akia izy raha izany fa tsy vaovao izany akory ny azy a ?
- Prezerva inona an ? Inona koa izany ?
- Kapaoty e ! Fimailo ! Fiarovana amin'ny aretina azo avy amin'ny firaisana ara-nofo.😅😂😂
(Indrana, tsara ny zavatra vaovao mbola mifono « sachet » fa na izany aza tsy tsara ny mora abadoana
Madagascar contre le VIH/sida, SE CNLS
Le SE/CNLS est l'instance de coordination nationale de la lutte contre le VIH/sida à Madagascar
Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
